# ny tananao mahery, ary ny sandrinao misandratra Ireo teny roa ireo dia manambara zavatra mitovy ary maneho ny fahefan'Andriamanitra. # ity trano izay naoriko ity dia antsoina amin'ny anaranao Ny andian-teny hoe "antsoina amin'ny anaranao" dia manondro ny olona izay tompon'ny trano manontolo. D.H: "anao manontolo ity trano izay naoriko ity"