plt_tn/1ki/08/22.md

409 B

fivondronan'Israely rehetra

Ity dia amin'ny ankapobeny.

notanterahinao tamin'ny tananao izany

Ny tanana dia sarinteny ho an'ny hery. D.H: "Tamin'ny herinao no nanantanterahinao izay nolazainao"

mandeha eo anatrehanao amin'ny fony manontolo

Ny fomba fiainan'ny olona dia nambara ho toy ny fomba fandehanany eny an-dalana. D.H: "mizotra amin'ny fony manontolo amin'ny lalana izay irinao ho azy ireo"