# fivondronan'Israely rehetra Ity dia amin'ny ankapobeny. # notanterahinao tamin'ny tananao izany Ny tanana dia sarinteny ho an'ny hery. D.H: "Tamin'ny herinao no nanantanterahinao izay nolazainao" # mandeha eo anatrehanao amin'ny fony manontolo Ny fomba fiainan'ny olona dia nambara ho toy ny fomba fandehanany eny an-dalana. D.H: "mizotra amin'ny fony manontolo amin'ny lalana izay irinao ho azy ireo"