plt_tn/1ki/08/06.md

16 lines
419 B
Markdown

# tao amin'ny efitra anatin'ny trano, dia tao amin'ny toerana masina indrindra, ambany
"tao amin'ny efitra anatin'ny trano—izany dia, tao amin'ny toerana masina indrindrav—ambany"
# ny bao izay nilanjana azy
D.H: "bao izay nilanjan'ireo mpisorona izany"
# tsy hita avy eny ivelany ireo
D.H: "tsy misy afaka mahita ireo"
# mandrak'ankehitriny
Izany dia midika hoe tamin'ny andro izay nanoratan'ny mpanoratra.