plt_tn/1ki/08/06.md

419 B

tao amin'ny efitra anatin'ny trano, dia tao amin'ny toerana masina indrindra, ambany

"tao amin'ny efitra anatin'ny trano—izany dia, tao amin'ny toerana masina indrindrav—ambany"

ny bao izay nilanjana azy

D.H: "bao izay nilanjan'ireo mpisorona izany"

tsy hita avy eny ivelany ireo

D.H: "tsy misy afaka mahita ireo"

mandrak'ankehitriny

Izany dia midika hoe tamin'ny andro izay nanoratan'ny mpanoratra.