plt_tn/1ki/07/50.md

422 B

Ireo kapoaka ... dia natao tamin'ny volamena madio

D.H: "Nanamboatra ireo kapoaka ny mpiasa ... amin'ny volamena madio"

Ireo savily ... ia natao tamin'ny volamena madio

D.H: "Nanamboatra ireo savily ... amin'ny volamena madio izy ireo"

Ireo savilin'ireo varavarana

Eto ny "savily" dia ampitahana amin'ny 1) ireo savily izay eo amin'ny varavarana no miantona, na 2) ireo fanantonana izay iantonan'ny varavarana.