# Ireo kapoaka ... dia natao tamin'ny volamena madio D.H: "Nanamboatra ireo kapoaka ny mpiasa ... amin'ny volamena madio" # Ireo savily ... ia natao tamin'ny volamena madio D.H: "Nanamboatra ireo savily ... amin'ny volamena madio izy ireo" # Ireo savilin'ireo varavarana Eto ny "savily" dia ampitahana amin'ny 1) ireo savily izay eo amin'ny varavarana no miantona, na 2) ireo fanantonana izay iantonan'ny varavarana.