plt_tn/1ki/07/34.md

12 lines
435 B
Markdown

# Nisy sorony efatra tamin'ireo sisiny efatry ny tsanganan'ny tsirairay
"Nisy sorony avy isaky ny zorony eftran'ny tsanganana tsirairay."
# antsasaka hakiho ny halaliny
Ny hakiho iray dia 46 santimetatra. D.H: "telo amby roapolo santimetatra ny velarany"
# eo an-tampon'ilay tsanganana no namatorana ireo fanohanany sy ireo takelaka.
D.H: "Hirama dia namatotra ireo tohana sy ireo takelaka teo an-tampon'ny tsanganana tsirairay."