# Nisy sorony efatra tamin'ireo sisiny efatry ny tsanganan'ny tsirairay "Nisy sorony avy isaky ny zorony eftran'ny tsanganana tsirairay." # antsasaka hakiho ny halaliny Ny hakiho iray dia 46 santimetatra. D.H: "telo amby roapolo santimetatra ny velarany" # eo an-tampon'ilay tsanganana no namatorana ireo fanohanany sy ireo takelaka. D.H: "Hirama dia namatotra ireo tohana sy ireo takelaka teo an-tampon'ny tsanganana tsirairay."