plt_tn/1ki/03/26.md

357 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ilay reny tena izy dia mangataka an'ny mpanjaka hanakalo ny ilay zaza velona.

feno fangoraham-po ho an'ny zanany ny fony

Ny fo dia voalaza toy ny fitoeran-javatra iray ary ny fangoraham-po dia voalaza toy ny zavatra mafy. D.H: "Tiany tanteraka ilay zanany"

Israely rehetra

Israely rehetra amin'ny ankapobeny.