# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ilay reny tena izy dia mangataka an'ny mpanjaka hanakalo ny ilay zaza velona. # feno fangoraham-po ho an'ny zanany ny fony Ny fo dia voalaza toy ny fitoeran-javatra iray ary ny fangoraham-po dia voalaza toy ny zavatra mafy. D.H: "Tiany tanteraka ilay zanany" # Israely rehetra Israely rehetra amin'ny ankapobeny.