plt_tn/1ki/03/07.md

20 lines
791 B
Markdown

# Famapahafantarana amin'ny ankapobeny:
Solomona dia mangataka ho amin'ny fahendrena.
# ny mpanomponao
Solomona dia manambara fa izy dia olon-kafa haneho haja amin'i Yaveh. D.H: "izaho"
# mbola zaza ihany aza aho
Solomona dia milaza fa izy dia tahaka ny ankizy izay tsy mahalala betsaka amin'ny maha ray.
# tsy fantatro hoe ahoana no fomba hivoahana na hidirana.
Ity dia filaza masaka amin'ny tsy fahalalana ireo zavatra mahakasika izay tokony hataony. D.H: "tsy fantatro ny lala-marina hanaovana zavatra" na "tsy fantatro ny fomba hahalasa mpanjaka"
# Fa iza moa no mahay mitsara izao vahoakanao marobe izao?
Solomona dia mametraka fanontaniana hanamafisana fa izy dia mahalala izay afahan'ny olona mitsara. D.H: "Tsy misy na iray aza afaka hitsara izany olona maro be anao izany"