plt_tn/1ki/03/07.md

791 B

Famapahafantarana amin'ny ankapobeny:

Solomona dia mangataka ho amin'ny fahendrena.

ny mpanomponao

Solomona dia manambara fa izy dia olon-kafa haneho haja amin'i Yaveh. D.H: "izaho"

mbola zaza ihany aza aho

Solomona dia milaza fa izy dia tahaka ny ankizy izay tsy mahalala betsaka amin'ny maha ray.

tsy fantatro hoe ahoana no fomba hivoahana na hidirana.

Ity dia filaza masaka amin'ny tsy fahalalana ireo zavatra mahakasika izay tokony hataony. D.H: "tsy fantatro ny lala-marina hanaovana zavatra" na "tsy fantatro ny fomba hahalasa mpanjaka"

Fa iza moa no mahay mitsara izao vahoakanao marobe izao?

Solomona dia mametraka fanontaniana hanamafisana fa izy dia mahalala izay afahan'ny olona mitsara. D.H: "Tsy misy na iray aza afaka hitsara izany olona maro be anao izany"