plt_tn/1ki/02/41.md

400 B

Famapahafantarana amin'ny ankapobeny:

Solomona mpanjaka mitsara an'i Simey amin'ny fandaozany an'ny Jerosalema.

Solomona dia nilaza

D.H: "nisy olona niresaka tamin'i Solomona"

Tsy efa nampianiana anao ve aho ...nanao hoe: 'fantatra ... maty"

Solomona dia nampatsiahy an' Simey amin'izay nampantenan'i Simey. D.H: "Fantatrao fa efa nampianiana anao aho ... nilaza hoe, 'fantatra... maty!"