# Famapahafantarana amin'ny ankapobeny: Solomona mpanjaka mitsara an'i Simey amin'ny fandaozany an'ny Jerosalema. # Solomona dia nilaza D.H: "nisy olona niresaka tamin'i Solomona" # Tsy efa nampianiana anao ve aho ...nanao hoe: 'fantatra ... maty" Solomona dia nampatsiahy an' Simey amin'izay nampantenan'i Simey. D.H: "Fantatrao fa efa nampianiana anao aho ... nilaza hoe, 'fantatra... maty!"