plt_tn/1ki/02/28.md

16 lines
462 B
Markdown

# Famapahafantarana amin'ny ankapobeny:
Solomona mpanjaka dia Handidy an'i Benaia hamono an'i Joaba.
# Tonga tany amin'i Joaba ireo vaovao
"ren'i Joaba izay nataon'i Solomona taorian'ny nahalasany mpanjaka."
# ny tandroky ny alitara
Ireo tandroka tao amin'ny alitara dia manamarika ny herin'i Yaveh sy ny fiarovany.
# Nolazaina tamin'i Solomona Mpanjaka fa i Joaba dia nandositra
D.H: "Ny olona dia nilaza tamin'i Solomona mpanjaka fa nandositra i Joaba"