plt_tn/1ki/02/28.md

462 B

Famapahafantarana amin'ny ankapobeny:

Solomona mpanjaka dia Handidy an'i Benaia hamono an'i Joaba.

Tonga tany amin'i Joaba ireo vaovao

"ren'i Joaba izay nataon'i Solomona taorian'ny nahalasany mpanjaka."

ny tandroky ny alitara

Ireo tandroka tao amin'ny alitara dia manamarika ny herin'i Yaveh sy ny fiarovany.

Nolazaina tamin'i Solomona Mpanjaka fa i Joaba dia nandositra

D.H: "Ny olona dia nilaza tamin'i Solomona mpanjaka fa nandositra i Joaba"