plt_tn/1ki/02/26.md

377 B

Famapahafantarana amin'ny ankapobeny:

Solomona dia handroaka an'i Abiatara amin'ny maha mpisorona.

nijaly tamin'ny fomba rehetra nijalian'ny raiko.

Abiatara dia nijaly niaraka tamin'i Davida nialoha ny naha lasa mpanjaka an'i Davida.

ka mety hanatanteraka

Ny teny "izy" dia maneho an'i Solomona mpanjaka.

izay efa noresahiny

Ny teny "izy" dia maneho an'i Yaveh.