# Famapahafantarana amin'ny ankapobeny: Solomona dia handroaka an'i Abiatara amin'ny maha mpisorona. # nijaly tamin'ny fomba rehetra nijalian'ny raiko. Abiatara dia nijaly niaraka tamin'i Davida nialoha ny naha lasa mpanjaka an'i Davida. # ka mety hanatanteraka Ny teny "izy" dia maneho an'i Solomona mpanjaka. # izay efa noresahiny Ny teny "izy" dia maneho an'i Yaveh.