plt_tn/1ki/02/22.md

733 B

Famapahafantarana amin'ny ankapobeny:

Solomona mpanjaka manome ilay valiny amin'ny fangatahan'i Adonia.

Nahoana ianao no mangataka ... Adonia? Nahoana ianao no tsy nangataka ny fanjakana ho azy ihany koa ... Zeroia?

Solomona mpanjaka dia tezitra tamin'ny fangatahan-dreniny. D.H: "Diso ianao raha mangataka ... Adonia! Izany dia mitovy araka ny fangatahana ny fanjakana ho azy ihany koa ... Zeroia!"

Enga anie Andriamanitra hanao izany amiko, ary bebe kokoa, raha tsy nanohitra ny ainy tamin'izany teny izany i Adonia.

Ity dia fomba fiteny. D.H: "Andriamanitra dia hanana ny tsara rehetra hamonoana ahy__ary mety anao ny ratsy rehetra amiko__ raha tsy mamono an'i Adonia aho satria efa nanao izany fangatahana izany izy."