plt_tn/1ki/02/22.md

12 lines
733 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Famapahafantarana amin'ny ankapobeny:
Solomona mpanjaka manome ilay valiny amin'ny fangatahan'i Adonia.
# Nahoana ianao no mangataka ... Adonia? Nahoana ianao no tsy nangataka ny fanjakana ho azy ihany koa ... Zeroia?
Solomona mpanjaka dia tezitra tamin'ny fangatahan-dreniny. D.H: "Diso ianao raha mangataka ... Adonia! Izany dia mitovy araka ny fangatahana ny fanjakana ho azy ihany koa ... Zeroia!"
# Enga anie Andriamanitra hanao izany amiko, ary bebe kokoa, raha tsy nanohitra ny ainy tamin'izany teny izany i Adonia.
Ity dia fomba fiteny. D.H: "Andriamanitra dia hanana ny tsara rehetra hamonoana ahy__ary mety anao ny ratsy rehetra amiko__ raha tsy mamono an'i Adonia aho satria efa nanao izany fangatahana izany izy."