plt_tn/1ki/02/05.md

1.2 KiB

Famapahafantarana amin'ny ankapobeny:

Davida mpanjaka dia miresaka amin'i Salomona ny fomba hitondrana an'Israely.

izay nataon'i Joaba zanak'i Zeroia tamiko, ary izay nataony

Davida dia maneho zavatra indroa mitovy. D.H: "izay nataon'i Joaba tamiko--dia izany, no nataony"

Nozarainy tam-piadanana ny ràn'ady

Mety midika hoe 1) "namono ireo lehilahy nandritry ny fotoam-pilaminana toy ny nomonoiny azy ireo tamin'ny ady" na 2) "nanao valifaty tamin'ireo lehilahy nandritry ny fotoam-pilaminana satria efa namono olona tamin'ny ady izy ireo"

nanodidina ny valahiny sy tamin'ny kapa teo an-tongony ny ràn'ady.

Mety midika hoe 1) Nanakaiky feno tamin'ireo lehilahy Joaba rehefa namono azy ireo izy ka niparitaka teo amin'ny fehin-kibony sy teo am'in'ny kapany ny rà na 2) ny teny "rà" dia fomba itenena ny mpamono meloka, ary ny fehin-kibo sy ny kapa dia fomba itenena ny fahefan'i Joaba toy ny mpibaiko, koa dia milaza i Davida satria Davida mpamono meloka, ary tsy tokony ho mpifehy ny tafika izy. Na koa, hadika ara-bakiteny ny tsara indrindra.

aza avela hidina any amin'ny fasana am-piadanana ilay volo fotsiny.

"azo antoka fa maty tamin'ny fahafatesana mahatsiravina mialohan'ny fahanterana nitombo i Joaba."