plt_tn/1ki/02/05.md

20 lines
1.2 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Famapahafantarana amin'ny ankapobeny:
Davida mpanjaka dia miresaka amin'i Salomona ny fomba hitondrana an'Israely.
# izay nataon'i Joaba zanak'i Zeroia tamiko, ary izay nataony
Davida dia maneho zavatra indroa mitovy. D.H: "izay nataon'i Joaba tamiko--dia izany, no nataony"
# Nozarainy tam-piadanana ny ràn'ady
Mety midika hoe 1) "namono ireo lehilahy nandritry ny fotoam-pilaminana toy ny nomonoiny azy ireo tamin'ny ady" na 2) "nanao valifaty tamin'ireo lehilahy nandritry ny fotoam-pilaminana satria efa namono olona tamin'ny ady izy ireo"
# nanodidina ny valahiny sy tamin'ny kapa teo an-tongony ny ràn'ady.
Mety midika hoe 1) Nanakaiky feno tamin'ireo lehilahy Joaba rehefa namono azy ireo izy ka niparitaka teo amin'ny fehin-kibony sy teo am'in'ny kapany ny rà na 2) ny teny "rà" dia fomba itenena ny mpamono meloka, ary ny fehin-kibo sy ny kapa dia fomba itenena ny fahefan'i Joaba toy ny mpibaiko, koa dia milaza i Davida satria Davida mpamono meloka, ary tsy tokony ho mpifehy ny tafika izy. Na koa, hadika ara-bakiteny ny tsara indrindra.
# aza avela hidina any amin'ny fasana am-piadanana ilay volo fotsiny.
"azo antoka fa maty tamin'ny fahafatesana mahatsiravina mialohan'ny fahanterana nitombo i Joaba."