plt_tn/1ki/01/03.md

20 lines
262 B
Markdown

# Dia nitady izy ireo
"Dia nitady ny mpanompon'ny mpanjaka"
# eran'ny fari-tanin'Israely
D.H: "nanerana ny tanin'Isrely rehetra"
# Abisaga
Ity dia anaram-behivavy.
# Sonemita
Olona iray avy any amin'ny tanànan'i Somena.
# ny mpanjaka
"Davida mpanjaka"