plt_tn/1ki/01/03.md

262 B

Dia nitady izy ireo

"Dia nitady ny mpanompon'ny mpanjaka"

eran'ny fari-tanin'Israely

D.H: "nanerana ny tanin'Isrely rehetra"

Abisaga

Ity dia anaram-behivavy.

Sonemita

Olona iray avy any amin'ny tanànan'i Somena.

ny mpanjaka

"Davida mpanjaka"