plt_tn/1jn/05/20.md

843 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny teny hoe: "Izy" dia maneho an'i Jesosy Kristy.

Zanak'Andriamanitra

Izany dia fiantsoana manan-danja an'i Jesosy izay mamaritra ny fifandraisany amin'Andriamanitra.

nanome antsika fahazavan-tsaina

"nahatonga antsika ho afaka mahafantatra ny marina"

fiainana

Eto ny "fiainana" dia maneho ny zo hiaina mandrakizay amin'ny fahasoavan'Andriamanitra sy ny fitiavana. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 1:1.

Izy no ... fiainana mandrakizay

Izany dia maneho ny fiheverana fa i Kristy dia manome antsika ny fiainana mandrakizay.

Anaka

Jaona dia zokiolona ary mpitondra azy ireo. Izy dia mampiasa io fitenenana io mba hampisehoana ny fitiavany azy ireo. DH: "Ry zanako malalako ao amin'i Kristy" na "Ianareo izay malala amiko toy ny zanako." Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 2:1.