# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny teny hoe: "Izy" dia maneho an'i Jesosy Kristy. # Zanak'Andriamanitra Izany dia fiantsoana manan-danja an'i Jesosy izay mamaritra ny fifandraisany amin'Andriamanitra. # nanome antsika fahazavan-tsaina "nahatonga antsika ho afaka mahafantatra ny marina" # fiainana Eto ny "fiainana" dia maneho ny zo hiaina mandrakizay amin'ny fahasoavan'Andriamanitra sy ny fitiavana. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 1:1. # Izy no ... fiainana mandrakizay Izany dia maneho ny fiheverana fa i Kristy dia manome antsika ny fiainana mandrakizay. # Anaka Jaona dia zokiolona ary mpitondra azy ireo. Izy dia mampiasa io fitenenana io mba hampisehoana ny fitiavany azy ireo. DH: "Ry zanako malalako ao amin'i Kristy" na "Ianareo izay malala amiko toy ny zanako." Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 2:1.