plt_tn/1jn/05/06.md

12 lines
746 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Jaona dia mampianatra momba an'i Jesosy Kristy sy izay nolazain'Andriamanitra momba Azy.
# Izany dia ilay Iray izay tonga tamin'ny rano sy rà: Jesosy Kristy
"Jesosy Kristy dia ilay iray izay tonga tamin'ny rano sy rà." Eto ny hoe: "rano" dia mety ho hevitra ambadiky ny batisan'i Jesosy, ary ny "rà" dia maneho ny fahafatesan'i Jesosy teo amin'ny hazofijaliana"
# tsy tamin'ny rano ihany, fa tamin'ny rano sy rà
Ny rano dia maneho ny batisan'i Jesosy ary ny rà dia maneho ny fahafatesan'i Jesosy teo amin'ny hazofijaliana. DH: "Andriamanitra dia tsy nampiseho antsika fotsiny hoe zanany tamin'ny alalan'ny batisany Jesosy, fa tamin'ny alalan'ny batisany sy ny fahafatesany teo amin'ny hazofijaliana"