plt_tn/1jn/05/06.md

746 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Jaona dia mampianatra momba an'i Jesosy Kristy sy izay nolazain'Andriamanitra momba Azy.

Izany dia ilay Iray izay tonga tamin'ny rano sy rà: Jesosy Kristy

"Jesosy Kristy dia ilay iray izay tonga tamin'ny rano sy rà." Eto ny hoe: "rano" dia mety ho hevitra ambadiky ny batisan'i Jesosy, ary ny "rà" dia maneho ny fahafatesan'i Jesosy teo amin'ny hazofijaliana"

tsy tamin'ny rano ihany, fa tamin'ny rano sy rà

Ny rano dia maneho ny batisan'i Jesosy ary ny rà dia maneho ny fahafatesan'i Jesosy teo amin'ny hazofijaliana. DH: "Andriamanitra dia tsy nampiseho antsika fotsiny hoe zanany tamin'ny alalan'ny batisany Jesosy, fa tamin'ny alalan'ny batisany sy ny fahafatesany teo amin'ny hazofijaliana"