plt_tn/1jn/03/11.md

24 lines
744 B
Markdown

# Fampifandraisana ny fotokevitra:
Eto Jaona dia mampianatra ireo mpino ny fomba hifankahalalan'izy ireo amin'ny fomba fiainan'izy ireo; mampianatra ireo mpamaky mba hifankatia.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Kaina sy Abela no zanaka voalohan'i Adama sy Eva, lehilahy sy vehivavy voalohany.
# tsy toa an'i Kaina
Tsy tokony manao toa an'i Kaina isika.
# rahalahiny
Izany dia maneho ny zandrin'i Kaina, dia i Abela.
# Fa nahoana izy no namono azy? Satria
Jaona dia mampiasa io fanontaniana io mba hampianarana ireo mpihaino azy. Afaka atao hoe: "Novonoiny izy satria"
# ireo asany dia ratsy, ary ny an'ny rahalahiny dia marina
Ny asan'ny rahalahiny dia marina. DH: "nanao zavatra ratsy izy ary ny rahalahiny nanao izay marina"