# Fampifandraisana ny fotokevitra: Eto Jaona dia mampianatra ireo mpino ny fomba hifankahalalan'izy ireo amin'ny fomba fiainan'izy ireo; mampianatra ireo mpamaky mba hifankatia. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Kaina sy Abela no zanaka voalohan'i Adama sy Eva, lehilahy sy vehivavy voalohany. # tsy toa an'i Kaina Tsy tokony manao toa an'i Kaina isika. # rahalahiny Izany dia maneho ny zandrin'i Kaina, dia i Abela. # Fa nahoana izy no namono azy? Satria Jaona dia mampiasa io fanontaniana io mba hampianarana ireo mpihaino azy. Afaka atao hoe: "Novonoiny izy satria" # ireo asany dia ratsy, ary ny an'ny rahalahiny dia marina Ny asan'ny rahalahiny dia marina. DH: "nanao zavatra ratsy izy ary ny rahalahiny nanao izay marina"