plt_tn/1jn/02/27.md

1.6 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Manomboka amin'ny andininy faha-29, Jaona dia mampiditra ny hevitra amin'ny fahaterahana ao amin'ny fianakavian'Andriamanitra. Ny andininy teo aloha dia mampiseho fa ireo mpino dia mitoetra amin'ny fahotana; ity ampahany ity dia mampiseho fa ireo mpino ihany koa dia manana toetra vaovao izay tsy afaka manota. Ity dia mampiseho hatrany ny fomba hifankahalalan'ny mpino tsirairay.

Fa ho anareo

Izany dia maneho ny filazan'i Jaona ny fomba tokony hiainan'izy ireo amin'ny maha-mpanara-dia an'i Jesosy azy ireo fa tsy ny fomba fiainan'ireo izay manohitra an'i Kristy.

ny fanosorana

Izany dia maneho ny "Fanahin'Andriamanitra." Jereo ny momba ny fanosorana ao amin'ny 2:20.

toy izay nampianarin'ny fanosorana anareo

"satria ny fanosorana nampianatra anareo"

ny zavatra rehetra

Eto izany dia filaza masaka. DH: "ny zavatra rehetra izay ilainao ho fantatra"

mitoera ao Aminy

"aoka ho velona ho Azy." Jereo ny fomba nandikana io fehezanteny io ao amin'ny 2:4. Ny fomba hitoeran'ny olona iray dia maneho ny finamanany na ny fifandraisana.

Ankehitriny

Io teny io eto dia ampiasaina mba hanamarihana tapany vaovao amin'ilay taratasy.

ry zanaka malala

Jaona dia zokiolona ary mpitondra azy ireo. Izy dia mampiasa io fitenenana io mba hampiseho ny fitiavany azy ireo. DH: "Ry zanako malalako ao amin'i Kristy" na "Ianareo izay malala amiko toy ny zanako" Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 2:1.

miseho Izy

"hitantsika izy"

fahasahiana

"fahatokisan-tena"

amin'ny fiaviany

"rehefa hiverina indray Izy"

teraka taminy

"naterak'Andriamanitra" na "zanak'Andriamanitra"