# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Manomboka amin'ny andininy faha-29, Jaona dia mampiditra ny hevitra amin'ny fahaterahana ao amin'ny fianakavian'Andriamanitra. Ny andininy teo aloha dia mampiseho fa ireo mpino dia mitoetra amin'ny fahotana; ity ampahany ity dia mampiseho fa ireo mpino ihany koa dia manana toetra vaovao izay tsy afaka manota. Ity dia mampiseho hatrany ny fomba hifankahalalan'ny mpino tsirairay. # Fa ho anareo Izany dia maneho ny filazan'i Jaona ny fomba tokony hiainan'izy ireo amin'ny maha-mpanara-dia an'i Jesosy azy ireo fa tsy ny fomba fiainan'ireo izay manohitra an'i Kristy. # ny fanosorana Izany dia maneho ny "Fanahin'Andriamanitra." Jereo ny momba ny fanosorana ao amin'ny 2:20. # toy izay nampianarin'ny fanosorana anareo "satria ny fanosorana nampianatra anareo" # ny zavatra rehetra Eto izany dia filaza masaka. DH: "ny zavatra rehetra izay ilainao ho fantatra" # mitoera ao Aminy "aoka ho velona ho Azy." Jereo ny fomba nandikana io fehezanteny io ao amin'ny 2:4. Ny fomba hitoeran'ny olona iray dia maneho ny finamanany na ny fifandraisana. # Ankehitriny Io teny io eto dia ampiasaina mba hanamarihana tapany vaovao amin'ilay taratasy. # ry zanaka malala Jaona dia zokiolona ary mpitondra azy ireo. Izy dia mampiasa io fitenenana io mba hampiseho ny fitiavany azy ireo. DH: "Ry zanako malalako ao amin'i Kristy" na "Ianareo izay malala amiko toy ny zanako" Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 2:1. # miseho Izy "hitantsika izy" # fahasahiana "fahatokisan-tena" # amin'ny fiaviany "rehefa hiverina indray Izy" # teraka taminy "naterak'Andriamanitra" na "zanak'Andriamanitra"