plt_tn/1co/15/03.md

20 lines
466 B
Markdown

# zava-dehibe voalohany ho anareo
Ireo mety ho dikany: 1) ho manan-danja indrindra amin'ny zavatra maro na 2) ho voalohany amin'ny zavatra rehetra
# ho an'ny fahotantsika
"hanonitra ireo ota" na "mba hahafahan'Andriamanitra mamela ny fahotantsika"
# araka ny Soratra Masina
Paoly dia miresaka momba ny soratra ao amin'ny Testamenta Taloha.
# nalevina Izy
DH: "nalevin'izy ireo Izy"
# Izy dia natsangana
DH: "Andriamanitra nanangana Azy" na "nitsangana Izy"