# zava-dehibe voalohany ho anareo Ireo mety ho dikany: 1) ho manan-danja indrindra amin'ny zavatra maro na 2) ho voalohany amin'ny zavatra rehetra # ho an'ny fahotantsika "hanonitra ireo ota" na "mba hahafahan'Andriamanitra mamela ny fahotantsika" # araka ny Soratra Masina Paoly dia miresaka momba ny soratra ao amin'ny Testamenta Taloha. # nalevina Izy DH: "nalevin'izy ireo Izy" # Izy dia natsangana DH: "Andriamanitra nanangana Azy" na "nitsangana Izy"