plt_tn/1co/12/01.md

24 lines
918 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Mamela azy ireo hahalala i Paoly fa Andriamanitra dia nanome fanomezana manokana ho an'ireo mpino. Ireo fanomezana ireo dia hanampiana ny tenan'ireo mpino.
# tsy tiako tsy hahafantatra ianareo
Azo atao hoe: "Tiako ho fantatrareo"
# dia voavily nankany amin'ireo sampy tsy manam-peo ianareo
Azo atao hoe: "ianareo dia mino lainga ary manompo sampy izay tsy misy feony"
# tany amin'izay lalana rehetra nitarihin'ireny anareo
Azo atao hoe: "ary nitarika anareo tamin'ny fomba maro izy ireo"
# tsy misy olona izay miteny amin'ny Fanahin'Andriamanitra afaka miteny hoe
Ireo mety ho dikany: 1) "tsy misy Kristiana manana ny Fanahin'Andriamanitra ao aminy ka afaka ny hiteny hoe:" na 2) "tsy misy olona maminany amin'ny herin'ny Fanahin'Andriamanitra afaka hilaza hoe."
# Jesosy dia voaozona
"Andriamanitra dia hanasazy an'i Jesosy" na "Andriamanitra dia hampijaly an'i Jesosy"