# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Mamela azy ireo hahalala i Paoly fa Andriamanitra dia nanome fanomezana manokana ho an'ireo mpino. Ireo fanomezana ireo dia hanampiana ny tenan'ireo mpino. # tsy tiako tsy hahafantatra ianareo Azo atao hoe: "Tiako ho fantatrareo" # dia voavily nankany amin'ireo sampy tsy manam-peo ianareo Azo atao hoe: "ianareo dia mino lainga ary manompo sampy izay tsy misy feony" # tany amin'izay lalana rehetra nitarihin'ireny anareo Azo atao hoe: "ary nitarika anareo tamin'ny fomba maro izy ireo" # tsy misy olona izay miteny amin'ny Fanahin'Andriamanitra afaka miteny hoe Ireo mety ho dikany: 1) "tsy misy Kristiana manana ny Fanahin'Andriamanitra ao aminy ka afaka ny hiteny hoe:" na 2) "tsy misy olona maminany amin'ny herin'ny Fanahin'Andriamanitra afaka hilaza hoe." # Jesosy dia voaozona "Andriamanitra dia hanasazy an'i Jesosy" na "Andriamanitra dia hampijaly an'i Jesosy"