plt_tn/1co/11/33.md

16 lines
374 B
Markdown

# miangona mba hihinana
miara-mihinana sakafo mialohan'ny hankalazana ny Fanasan'ny Tompo
# mifampiandrasa
"avelao ny hafa ho tonga alohan'ny hanatrehana izany fihinanana izany"
# aoka izy hihinana any an-trano
"aoka izy hihinana alohan'ny hanatrehana izany fihaonana izany"
# tsy ho amin'ny fitsarana izany
"tsy irika hahafahan'Andriamanitra mananatra anareo izany"