# miangona mba hihinana miara-mihinana sakafo mialohan'ny hankalazana ny Fanasan'ny Tompo # mifampiandrasa "avelao ny hafa ho tonga alohan'ny hanatrehana izany fihinanana izany" # aoka izy hihinana any an-trano "aoka izy hihinana alohan'ny hanatrehana izany fihaonana izany" # tsy ho amin'ny fitsarana izany "tsy irika hahafahan'Andriamanitra mananatra anareo izany"