plt_tn/1co/03/08.md

24 lines
807 B
Markdown

# izy izay mamboly sy izy izay manondraka dia iray
Oharin'i Paoly amin'ny hoe mamboly sy manondraka zava-maniry ny filazana vaovao mahafaly amin'ny olona sy ny fampianarana an'ireo izay nanaiky izany. Resahiny toy ny hoe manana asa mitovy izy ireo satria samy raisiny ho manan-danja.
# ny karamany
vola izay raisin'ny mpiasa tamin'ny asany
# izahay
Maneho an'i Paoly sy Apolosy fa tsy ny fiangonana Korintiana.
# mpiara-miasa amin' Andriamanitra
Paoly dia mihevitra ny tenany sy i Apolosy ho toy ny hoe miara-miasa.
# sahan'Andriamanitra
Andriamanitra dia mikarakara ireo mpino Korintiana, tahaka ny olona iray izay mikarakara zaridaina mba hahatonga izany hamokatra.
# tranon'Andriamanitra
Andriamanitra dia nanamboatra sy namorona ireo Korintiana mpino, toy ny olona iray izay manorina trano.