plt_tn/1ch/28/04.md

564 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mitohy miresaka amin'ireo Israelita i Davida.

mpanjaka eo amin'Israely mandrakizay

Ny mety ho heviny dia 1) I Davida sy ireo taranany dia hanapaka an'Israely mandrakizay na 2) Hitohy ny ho mpanjakan'Israely i Davida aorian'ny fitsanganany amin'ny maty.

Israely rehetra

D.H: "ny tanin'israely manontolo" na "ireo Israelita rehetra"

hipetraka eo amin'ny seza fiandrianan'ny

D.H: "hanjaka amin'ny" na "ho mpanjakan'ny"

fanjakan'i Yaveh, eo amin'Israely.

D.H: "Israely, izay fanjakan'Andriamanitra ankehitriny."