plt_tn/1ch/28/04.md

20 lines
564 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mitohy miresaka amin'ireo Israelita i Davida.
# mpanjaka eo amin'Israely mandrakizay
Ny mety ho heviny dia 1) I Davida sy ireo taranany dia hanapaka an'Israely mandrakizay na 2) Hitohy ny ho mpanjakan'Israely i Davida aorian'ny fitsanganany amin'ny maty.
# Israely rehetra
D.H: "ny tanin'israely manontolo" na "ireo Israelita rehetra"
# hipetraka eo amin'ny seza fiandrianan'ny
D.H: "hanjaka amin'ny" na "ho mpanjakan'ny"
# fanjakan'i Yaveh, eo amin'Israely.
D.H: "Israely, izay fanjakan'Andriamanitra ankehitriny."