plt_tn/1ch/28/01.md

332 B

manam-boninahitra

Jereo no nanadikanao azy ao amin'ny 24:4

asa voalahatra

Asa izay mila atao miverimberina, ohatra hoe isan'andro na isam-bolana.

an'arivo sy an-jato

"1 000 sy 100"

harena sy fananana

Ireo teny roa ireo dia mizara hevitra mitovy ary ilazana ireo zavatra rehetra sy ireo tany izay nananan'ny mpanjaka.