# manam-boninahitra Jereo no nanadikanao azy ao amin'ny 24:4 # asa voalahatra Asa izay mila atao miverimberina, ohatra hoe isan'andro na isam-bolana. # an'arivo sy an-jato "1 000 sy 100" # harena sy fananana Ireo teny roa ireo dia mizara hevitra mitovy ary ilazana ireo zavatra rehetra sy ireo tany izay nananan'ny mpanjaka.