plt_tn/1ch/27/23.md

20 lines
440 B
Markdown

# ireo roa-polo taona na ambanin'izany
"olona 20 taona no ho midina"
# hanamaro an'Israely
"hampitombo ny mponin'Israely."
# tahaka ireo kintan'ny lanitra
Ny isan'ny vahoakan'i Israely dia noharina tamin'ny isan'ny kintana mba hanehoana fa maro tokoa izany.
# nianjera teo amin'Israely
D.H: "Nanasazy ny vahoakan'Israely Andriamanitra"
# Tsy voasoratra io tarehimarika io
D.H:" Tsy nisy na iza na iza nanoratra io tarehimarika io"