plt_tn/1ch/27/23.md

440 B

ireo roa-polo taona na ambanin'izany

"olona 20 taona no ho midina"

hanamaro an'Israely

"hampitombo ny mponin'Israely."

tahaka ireo kintan'ny lanitra

Ny isan'ny vahoakan'i Israely dia noharina tamin'ny isan'ny kintana mba hanehoana fa maro tokoa izany.

nianjera teo amin'Israely

D.H: "Nanasazy ny vahoakan'Israely Andriamanitra"

Tsy voasoratra io tarehimarika io

D.H:" Tsy nisy na iza na iza nanoratra io tarehimarika io"