plt_tn/1ch/27/04.md

653 B

ny volana faharoa

Io no volana faharoan'ny tetiandro Hebrio. Mandritry ny tapany farany amin'ny Aprily sy tapany voalohan'ny May izany any amin'ny tetiandro Tandrefana.

Dodo ... Amizabada

Ireo no anaran'ireo lehilahy.

tao amin'ny antokony

"Ao amin'ireo vondron'ny miaramilany" na "ao amin'ireo vondron'ireo mpiantafiny"

lehilahy efatra arivo sy roa alina

lehilahy efatra arivo- "lehilahy 24 000"

volana fahatelo

Io no volana fahatelon'ny tetiandro Hebrio. Mandritry ny tapany farany amin'ny May sy tapany voalohan'ny Jona izany any amin'ny tetiandro Tandrefana.

ireo telo-polo

Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 11:10.