# ny volana faharoa Io no volana faharoan'ny tetiandro Hebrio. Mandritry ny tapany farany amin'ny Aprily sy tapany voalohan'ny May izany any amin'ny tetiandro Tandrefana. # Dodo ... Amizabada Ireo no anaran'ireo lehilahy. # tao amin'ny antokony "Ao amin'ireo vondron'ny miaramilany" na "ao amin'ireo vondron'ireo mpiantafiny" # lehilahy efatra arivo sy roa alina lehilahy efatra arivo- "lehilahy 24 000" # volana fahatelo Io no volana fahatelon'ny tetiandro Hebrio. Mandritry ny tapany farany amin'ny May sy tapany voalohan'ny Jona izany any amin'ny tetiandro Tandrefana. # ireo telo-polo Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 11:10.