plt_tn/1ch/26/31.md

24 lines
443 B
Markdown

# Hebrona
Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 23:12.
# Jeria
Fomba hafa hanononana ny hoe "Jeria". Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 23:19.
# voaisa tamin'ny lisitra
D.H: "tao anaty lisitra ny anaran'izy ireo"
# Tamin'ny taona fahefa-polo nanjakan'i Davida
"Raha mbola mpanjaka nandritra ny 40 taona i Davida."
# Jazera
Izany no anaran'ny lehilahy.
# havana 2.700
"Singam-pianakaviana fitonjato sy roa arivo."