plt_tn/1ch/26/31.md

443 B

Hebrona

Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 23:12.

Jeria

Fomba hafa hanononana ny hoe "Jeria". Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 23:19.

voaisa tamin'ny lisitra

D.H: "tao anaty lisitra ny anaran'izy ireo"

Tamin'ny taona fahefa-polo nanjakan'i Davida

"Raha mbola mpanjaka nandritra ny 40 taona i Davida."

Jazera

Izany no anaran'ny lehilahy.

havana 2.700

"Singam-pianakaviana fitonjato sy roa arivo."